Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 193 episodes available.
December 08, 2022[HP] MASTURBATION INTELLECTUELLE, BUZZ SY INFLUENCEURHONO HO AHO PASTEUR ?...more54minPlay
December 02, 2022[HP] PURITANISME SY PIETISME GASYHONO HO AHO PASTEUR ?Fomba fiteny, fomba fitafy, fomba fifandraisana aman'olona, fanavakavahana, fanilikilihina, fahaiza-miaina, politiquement correct ,sns....more50minPlay
September 30, 2022LOOK PASTORALY HOE ?Rehefa nandefa ilay resaka fitafiana Pasteur mivady iny aho dia nametraka fanontaniana hoe :OHATRY NY AHOANA NO TOKONY HO LOOK PASTORALY???Maro be ny naneho hevitra ka tsy mahagaga raha mifanohitra samy manana ny fijeriny. Misy ny tafintohina, misy ny tsy maka lagy, misy ny mamoaka verset, misy ny mananatra, misy ny manao ironie, misy ny manao humour, misy ny taitaitra, sns.... ...more56minPlay
September 27, 2022FANOLORANA TENY FISAORANA- Fisaorana An'ANDRIAMANITRA nohon'ny faha 19 taonan'ny ORDINASIONA-Fisaorana ireo Ray amandreny REHETRA nampianatra , nitaiza sy namolavola- Fisaorana ny mpanaraka ny pejy sy Vondrona tamin'ny teny mamy firariantsoa sy fiarahabana Ary fampaherezana- Fisaorana ireo mpiara miasa rehetra manantateraka ny asa fanompoana ( RJL ,RJL VOANTSINAMPY, COMMUNAUTÉ)- Fisaorana ilay olona iray ao andamosiko MPANOHANA AHY VOALOHANY amin'izao asa fanompoana izao , RAMANANTOMBOTSOA Hanitra ( vadiko , namako , mpiara-manompo amiko , confidente-ko , secrétaire-ko , .... )Mankasitraka anareo tompoko . Ny TOMPO hitahy sy hambomba anareo hatrany amin'izay atao rehetra . Misaotra tompoko....more53minPlay
September 23, 2022DolorismeMisy aretina ara panahy mpahazo ny maro izay horesahana eto anio, dia tsy hafa izany fa ny atao hoe DOLORISME. Ilay voambolana mety haha vahiny amin’ny maro fa ny zavatra raketiny ny ankabiazantsika dia tafalatsaka amin’izy ity ka izany no nanosika ahy hanoratra mikasika izany.[Lien vers la publication en question: https://www.facebook.com/epubnamur/posts/620229862767997]...more1h 15minPlay
September 16, 2022Manahirana isika olombelona. L'être humain est compliqué. Qui le connaît?Tsetsatsetsa tsy aritra 16 septembre 2022: Manahirana isika olombelona....more1h 5minPlay
September 09, 2022LA FRACTERNITE ET NON LA FRATERNITE POUR SUBSISTERRaharaha POGBA mianakavy... MARABOUTAGE, FIALONANA...Efa voalazan'ny Soratra Masina fa any am-parany any Dia ny OLONA AKAIKY ANAO IHANY NO HITSANGANA HO FAHAVALONAO....more49minPlay
September 02, 2022IMAGO DEI = FIRAISAN'NY LAHY SY VAVYÉpisode de test. Prototype.Source: page facebook....more59minPlay
August 19, 2022OMEO AN'ANDRIAMANITRA IZAY AN'ANDRIAMANITRA ARY OMEO AN'I KAISARA IZAY ANY KAISARAIo fehezan-teny tonga fampiasa n'aiza n'iaiza io avy ao @ Soratra Masina io no hoentiko hiaingana @ dinidinika rahariva, manoloana ny KORONTANA sy RESABE maro samihafa nisy tato ho ato eo anivon'ireo Fiangonana....more1h 9minPlay
July 29, 2022IMPACT DU SPIRITUEL SUR LE TEMPORELNy tontolon'ny Fanahy amin'ny Fahefam-panjakana....more52minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 193 episodes available.