Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
July 28, 2023[HP] FIFIDIANANA 2023 ??? TSIAAAAAAA. FANOVÀNA NY RAFITRA ALOHA ??? ENYYYYYY.MIOMBON-KEVITRA tanteraka amin'i Andriamatoa Laza RAZAFIARISON ny tenako RJL ny amin'ny Mila hanovàna ny Rafitra aloha Vao miroso amin'ny FIFIDIANANA satria raha terena ho atao io Dia toy ny takompery ihany ... Ny nana misy ny aretina mbola ao ihany fa ny ivelany no mody hoe sitrana SAINGY ny fanontaniana mipetraka dia Iza no hametraka izany fanovana Rafitra izany Ary amin'ny fomba manao ahoana ????...more1h 7minPlay
July 26, 2023[CA] NY HEVITRY NY FAHAGAGANA AO AMIN'NY SORATRA MASINA ? (LE SENS DES MIRACLES)Dradradradraina etsy sy eroa ny hoe aty aminay hisy fahagagana miezinezina, hisy fanaovana fahagagana 3 andro misesy fa tongava, hanao fahagagana ho anao ny Tompo fa vonjivonjeo sns ... Mahavariana sy mampalahelo ary mampatahotra ny mahita ireny etsy sy eroa. Ny olona rahateo sady sahirana no very hevitra manoloana ny fiainana sy ny zavatra atrehina ka mitady fahagagana sisa no azo atao....more1h 21minPlay
July 21, 2023[HP] NY FANABEAZANA NO TANIMBOANJON'NY MPANAO POLITIKAHAMPIANARINA HO LASA INONA NA ATAO INONA NY ZANAKA MALAGASY ?Rehefa mpanao politika dia samy midradradradra avokoa fa NY TANORA NO HO AVIN'NY FIRENENA. Kanefa Dia iaraha-mahita fa POTEHINA TSY HANANANA ANTRA ny zanaka Malagasy ary TOMPON'ANTOKA amin'izany ny mpanao politika REHETRA TSY ANKANAVAKA.Tandremo ry Ray amandreny sy vahoaka Malagasy fa ireny FIHETSEHAM-PONTSIKA omaly nanoloana ny zava niseho ireny no tazanin'ireo mpanao politika sy ireo mpirotsaka rehetra ho varavarana misokatra hidirany handrafetany sy handaminany indray izay hahafany hampanantena volana sy kintana ho antsika. Mila fahamailona mandrakariva ka aza ny fietseham ponao no hanakinanao ny ho avin'ny taranaka rahampitso. MANDINIA TSARA, SOKAFY NY MASO, SOKAFY NY SAINA, AMPIRIMO NY FIHETSEHAM-PO... fa aza mihinana ambolony sy mandrapaka avy hatrany izay lazaina sy aroso ho anao....more1h 29minPlay
July 19, 2023[CA] FIAINAM-PANAHY MANDEHA TSY VOIZIN'NY TEOLOJIA NO LOHARANON'NY '' FANATISME '' (SPIRITUALITÉ ET THÉOLOGIE)Fahavoazan'ireo fiangonana lazaina fa mifoha ny tsy misy fototra ara-teolojia fa hafanam-po fotsiny ihany ka hatahorana hivaona. Etsy andaniny anefa, ireo fiangonana sarotiny amin'ny fampianarana madio tsy misy kilema izay tsy misy aim-panahy dia lasa tsy mahasarika ny olona hanaraka izany ka tsy mahagaga raha misafidy izay marevaka sy manaitaitra azy FOTSINY IHANY ny ankamaroan'ny olona....more1h 33minPlay
July 14, 2023[HP] HATRAIZA NY '' LIBERTÉ D'EXPRESSION '' AMIN'NY FAHITALAVITRA ?AIZA NA IZA NO TOKONY HANARA MASO IREO MISORATENA HO MPAMINANY IZAY MITERA-DOZA EO AMIN'NY FIARAHA-MONINA ?INONA NO ASA ARY ATAO INONA NY '' CYBERCRIMINALITÉ '' ? ...more1h 9minPlay
July 12, 2023[CA] LA SOBRIÉTÉ MAMPALAZA NY PROTESTANTSAfaka misitraka ny fiainana amin'ny lafiny rehetra ve ny kristianina (mikorana, mitady vola, mampiseho ny émotions, sns...) ?Nahoana no matahotra miaina (peur de vivre) ?...more1h 24minPlay
June 30, 2023[HP] PARTI POLITIQUE SANS LIGNE POLITIQUENy eto @ tanàna dia izay malaza sy mahoraka no mamaritra ny tendance na ny rivotra mitsoka. Hijanona ho nofy mandrakariva ny faniriana mba hahita indray andro any hoe inona marina no LIGNE POLITIQUE pragmatique azo raisina?Fa ny antsika dia tsotra ny fond de commerce ho @ fifidianana dia na vola mazava ho azy na koa tsy fahombiazan'izay nitondra teo aloha. Hany ka ny ahiana dia ho lany PAR DEFAUT izay ho avy eo satria raha hisafidy entre la peste et le cholera dia tsy misy safidy malalaka. Fahasorenana amin'ny olona hafa fotsiny ihany no hisafidianana olona iray hafa....more1h 5minPlay
June 28, 2023[CA] MPANARAKA AN'I KRISTY HOE ?MODELY VE IZANY IZY SA INONA ?TSIA : TSY MODELY VELIVELY KRISTY......more1h 23minPlay
June 21, 2023[CA] IREO PARADOXES AO AMIN'ANDRIAMANITRA- Jakoba tiako fa Esao halako hoy Izy .... Nefa lazaina fa Tia ny olona rehetra Izy- Tsy sitrany ny hahafatesan'ny ratsy fanahy nefa voalaza koa fa matahora izay manam-pahefana manary any amin'ny helo- Voasoratra ao amin'ny teny folo ( didy folo ) ny hoe : aza mamono olona nefa Izy nandringana an'i Sodoma sy Gomoro- sns ...👉 Miangatra Ary ve zany Andriamanitra ? 👉 Ary tena fitiavana tokoa ve Izy ? 👉 Koa tsy manana ny rariny ve raha zany ireo olona misafidy TSY HINO AZY raha zany no jerena ?...more1h 36minPlay
June 14, 2023[CA] AIZA HO AIZA NY FIPETRAKY NY MAHA OLONA (CÔTÉ HUMAIN FA TSY ARA-NOFO AKORY) ?Fiteny matetika ny hoe : TSY AZO ATAO na TSY MENDRIKA ny izao sy izao ... Atao sorona mihitsy na ny '' côté humain '' aza....more1h 19minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.