Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
February 02, 2024[HP] LES LARMES DU PEUPLE MALAGASY À ANOSYTRIBUNAL MALAGASY = SAHAN-DRANOMASO LAPAN'NY FITSARANA HOE ? TENA LAPA TOKOA, MILA MIANKOHOKA SY MANDOHALIKA VAO MAHAZO IZAY ILAINA RAHA HAHAZO AZA ... Voa miteny hoe : tribonaly Malagasy dia mihivingivina ny ankamaron'ny olona manana raharaha eny amin'ny fitsarana indrindra ireo vahoaka madinika tsy mandady harona . VERY NA TAKOMANA NY MARINA...more1h 43minPlay
January 28, 2024[CA] NY BAIBOLY VE TENIN'ANDRIAMANITRA ?Après ny resaka nifanaovanay sy Koto Lilahimahitsoambo dia MAROBE NY OLONA TAFITOHANA rehefa niteny Aho fa ny BAIBOLY DIA TSY TENIN'ANDRIAMANITRA.Tery ny fotoana moa ka NORMAL raha misy ny tafitohana saingy ho an'ireo mpanaraka ny page sy ireo TENA MIHAINO TSARA dia mahazo tsara ny Zavatra nolazaina.Efa nanaovako débat tamina mpanompon 'Andriamanitra 2 teto izy ity saingy averiko indray fa amin'ity kosa dia ho hazavaina amin'ny ANTSIPIRIHINY mihitsy....more2h 13minPlay
January 21, 2024[HP] TSY MILA ANAO HO AVOCAT-NY (MPISOLO VAVANY) ANDRIAMANITRAMafampana ny ady hevitra aram-pinoana tato ho ato teto amin ' ny facebook, ary mifanasa vangy mihitsy aza ka samy miezaka mafy handesohana ny finoan'ny hafa, satria izay no heveriny andresena lahatra ny olona hanaraka an'Andriamanitra araka ny fiheverany sy ny famaritany.MANANA DROIT TSY HINO AN' ANDRIAMANITRA NY OLONA....more1h 27minPlay
December 20, 2023[HP] BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS - part 2/2BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS hoe ?Inona no ao ambadik'izany ? (2ème partie)...more56minPlay
December 20, 2023[HP] BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS - part 1/2BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS hoe ? Inona no ao ambadik'izany ? (1ère partie)...more1hPlay
December 15, 2023[HP] ASSURANCE DE SALUT (FAHAZOANA ANTOKA HO AMIN'NY FAMONJENA)Rakoto dia olona efa ao amin' i Jesosy saingy indray andro izy tojo olana goavana tena tsy zakan'ny sainy ... et il a craqué.. nisotro toaka izy ... Niteny ratsy nirediredy ... Mamo tampona nefa mbola nitondra fiara koa .. Teny andalana izy nahita SIPA manjakely Dia nanaramaso Kanjo nisy fiara nifanena tampoka tsy tazany akory dia Nanao accident izy Ary Maty sur le coup . 👉 Ny fanontaniana mipetraka Dia hoe : DIRECT AFOBE VE IZY ? SA METY HAHAZO TOERANA EO ANILAN'I JESOSY IHANY ? Rasoa kosa tsy ao amin 'i Jesosy saingy mivavaka isaky ny alahady izy, manao asa soa manampy ny hafa na ao ampiangonana na eo amin'ny fiaraha monina. Maontina fiteny sy fihetsika ary tsy mba re hoe nanana olana teo amin'ny tany amamonina. Rehefa miresaka dia atao ohatra mahafinaritra falain'tahaka hatrany izy amin'izay ataony sy alehany. Manana fitondrantena maontina izy. Indray andro narary izy tao ampiangonana, tapaka lalandra ary maty tampoka teo ampanatanterahina ny asan' Andriamanitra. 👉 HAHAZO TOERANA EO ANILAN'I JESOSY VE IZY ?...more2h 10minPlay
November 24, 2023[HP] MADAGASCAR TSY MIPETRAKA AMIN'NY TOERANY INTSONY FA NATAO SESITANY (MADAGASCAR EN EXILE)Ny mahazatra antsika hatramin'izay dia exilé politique fa eto dia ny firenena mihitsy no lasa SESITANY. Mampahatsiaro ny toe-java-misy tao amin'ny Soratra Masina RAVA NY MANDA , POTIKA NY TEMPOLY , NATAO SESITANY IREO MANAMPAHAIZANA , NIHANAKA IZAY TSY IZY NY KOLIKOLY, TSY MIFANKAHAZO NY SAMY JIOSY (ny valahara mpiandry fasana sy ireo any ampielezana) , sns ... Mitady " LEADERS CHARISMATIQUES " satria tsy misy raisina intsony ireo " LEADERS POLITIQUES CLASSIQUES ". Fanontaniana : AVY AIZA SY AVY AMIN'IZA NY METY HO FANARENANA AN'I MADAGASCAR ?...more1h 22minPlay
November 09, 2023[HP] BIENFAITEUR ou DISEUR DE BONAVANTURETsy hita intsony izay ilazana ny zava misy eto Madagascar. Tena on trouve plus les mots fa izay tsy hita eto no manenina. Tellement c'est plus énorme que ce qu'on peut tout imaginer ... Sady mahavariana, mampalahelo, mampite hitomany, mahatezitra sns ... Eo amin'ny fiaraha monina dia misy ny olona miseho manao soa, hay tena zava doza ny fikendreny.Amin'ny politika mody miseho anilan'ny vahoaka nefa tetidratsy maloto sy manipulation no ao ambadika. Aza adino Rey olona fa ny dévoly tsy miseho amin'ny tandrony zany fa derrière son apparence joviale Ary izay indrindra no maha diabolique ilay izy . Tsy hoe mampatahotra fa mahasoandriana sy maharevo, mampatory mihitsy aza ka tsy mahagaga raha roboka sy rendrika ampitsanganana avokoa ny ankamaroan'ny olona. ...more51minPlay
August 16, 2023[CA] DÉMONOLOGIETsy dia resahina loatra izy ity fa andao ho resahintsika anio ny mahakasika ny hoe : demoniaka, asan'ny maizina, fanahy ratsy, fitarihan'ny devoly ny olona sns ...Inona no atao manoloana izany rehetra izany ?...more1h 19minPlay
August 11, 2023[HP] ENJEU ÉLECTORAL 2023, GUERRE DE COMMUNICATION NEFA KOA PIRATAGE INFORMATIQUEGUERRE DE COMMUNICATION : samy fanaon'ireo ankolafy samihafa ny manarama ekipa manokana hamafy marina na tsy marina amin'ny tambazotra. Manampy trotraka ny fitongilanan'ireo haino amanjery ofisialy ka dia izay hita ao amin'ny fesiboky no avy hatrany dia raisin'ny olona.PIRATAGE INFORMATIQUE : cinéma sa tsia ? Tsy any ny olana fa fomba fiady daholo izany Kanefa na izany na tsy izany dia tafiditra tanteraka isika ao anatin'ny rivodozan'ny révolution numérique koa dia samia mandray ny andraikiny....more1h 37minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.