Olona misy dévoly vé sa Marary saina ny olona PN ?
Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka dévoly ? Sa andosirana ?
Raha sendra azy ianao , inona no tokony ataonao ?00:02:01 comprendre la personne, ce qu'elle vit
00:10:16 problème structurel et non comportemental
00:19:50 pas de solution préfabriquée; accompagnement; échecs
00:23:43 se sent comme de la m**de, vermine; orgueil comme cache-misère
00:26:00 Jehovah mpandinika ny fo sy mpamantatra ny voa (Jer. 17, 9-10a)
00:28:40 Atolory Ahy ny fonao
00:36:19 mila mitandrina sy miaro tena
00:38:47 confronter, constat personnel, travail de mirroir
00:42:20 démolir son auto-idôlaterie et son orgueil
00:48:47 ny vavaka atao ho an'ireny olona ireny
00:52:10 changement de vision, de paradigme = asan'A/tra
00:53:32 iza no olona hitia ahy amin'izao faharatsiako izao?
00:54:22 Jesosy irery ihany no mitita olona tsy azo tiavina intsony
00:58:46 olana fototra: orgueil alimenté par la vanité
01:02:07 fehin'izay voalaza rehetra izay
Source: https://www.facebook.com/epubnamur/videos/259099467170742