Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 193 episodes available.
September 06, 2024[HP] MAMPAHANTRA na/sy MAMPANANKARENA VE NY FIVAVAHANA KRISTIANA ?Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ?Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara.Manoloana ireo fanehoan-kevitra roa ireo, dia manasa antsika hanaraka izao LIVE izao hanehoana fa manan-kolazaina manoloana izany ny ETHIQUE PROTESTANTE, izay loraharano nipoiran'ny Esprit capitalisme....more1h 16minPlay
August 16, 2024[HP] FIVAROTANA NOFY : MIAINGA AVY AMIN'NY TSY MISY HONO NO LOHARANON’NY FAHOMBIAZANA ?Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako, " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika amin'izay no tokony ho izy hoe : QUAND ON PEUT ON VEUT ? (PRAGMATISME EMPIRIQUE INDUCTIVE)...more1h 54minPlay
August 09, 2024[CA] LOZA MANAMBANA APOKALYPTIKAManoloana ny fiakaran'ny WOKISME dia mi - s'organiser ireo Millenariste fondamentaliste (miasa mangina any ambanin'ny tany).Ireto farany mandray ara bakiteny fa izy ireo no voafidin'Andriamanitra HONO (les élus) hanatanteraka ny ARMAGEDON. Tsy faminaniana no ataoko fa lecture politique et historique ary idéologique, izay efa amperiny fa tsy rediredy akory....more2h 19minPlay
July 26, 2024[QZ] Questions/Réponses : 26 juillet 20241 - Momba ny position an'ny Sola Scriptura vs Candaulisme sy ny tendances rehetra manao libertinage :Raha misy mpivady, vita soratra, ary mariage religieux; ka mifanaiky tsara ry zareo hoe hiditra @ sehatry ny libertinage (sous toutes ses formes); tsy an-tery, fa tena hoe nifampiresahin-ndry zareo tsara ary nifanaiky fa hanao ireo pratiques ireo.Inona no position an'ny Sola Scriptura momba an'izany? Fijangajangana ve izany?2 - Salama Pastera. Remarque-Ko amin’ilay resaka « vola » ao ampiangonana amin’izao: marina fa betsaka lasa manao « business » ny fiangonana, kanefa koa ny kristianina mimenomenona amin’ilay izy koa anefa otran mahagaga ihany ndraindray hoe tsy mi-realiser hoe mila vola koa anie ilay asan’ny fiangonana : ny fitaizana any amin’ny sampana, ny tafika masina, sns … Ohatran’ny lasa à tord et à travers loatra lay fanenjehana fa sao olona tsy miezak miaina ilay fiombonana amin’ny mission an fiangonana koa ireo mpanenjika lava....more2h 13minPlay
July 19, 2024[CA] DIEU : LE TOUT AUTRE - part 2Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika. Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy. Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA....more1h 7minPlay
July 19, 2024[CA] DIEU : LE TOUT AUTRE - part 1Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika. Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy. Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA....more1h 3minPlay
July 04, 2024[CA] MIRACLE SA HASARD SA SYNCHRONICITÉ ?Ity catéchisme d'adulte ity dia ho famaliana ny fanontaniana napetrak'i Koto Lilahimahitsoambo tamin'ny fitantarany ny zavatra nitranga taminy nilazany hoe : fahagagagana sa kisendrasendra ny nifanenany tamina fianakaviana iray izay nanampy azy tamin'ny fotoana namparary ny zanany. Nanontany moa izy tamin'izay fotoana izay hoe : Fifandrifian-javatra ve ny nifanenany tamin'ireo olona ireo sa miracle ?Araka izany : Inona na Iza no ao ambadiky ny SYNCHRONICITÉ amin'ny toe-javatra toy izany ?...more1h 36minPlay
June 28, 2024[HP] NY FIVAVAHANA ETO MADAGASIKARA : NATAON'NY MPANAO POLITIKA ANESTHÉSIE HO AN'NY VAHOAKA MALAGASY HAHATONGA AZY IREO HO VOAN'NY AMNÉSIE.Rehefa be loatra ny ANESTHÉSIE atao amin'ny olona marary iray dia lasa voan'ny AMNÉSIE izy ka manjary misy perte de mémoire. Toy izany tsy misy valaka no anaovana ny vahoaka Malagasy, totofana ANESTHÉSIE, tampenana sparadrap ilay fery na feno nana aza. Mahavariana fa na dia mijaly sy fadiranovana toy ny inona aza ny Malagasy dia mora avily ny sainy ka lasa sahirana sy mitsinjo ireo izay efa be hatoka indray (le monde en l'envers).Ary ny mampalahelo dia ny FIVAVAHANA no nampesain'ny mpanao politika amin'izany....more1h 14minPlay
June 21, 2024[CA] NY FAHORIAN'NY SASANY FIFALIAN'NY SASANYMasiaka sy ratsy fanahy ny olombelona.Raha misy olona manana fahoriana na misedra zava tsarotra eo amin'ny fiainany dia misy olona mikaroka sy misikotra ny anton'iny toy ny misikotra parasy ka tsy amelany raha tsy ahitany irika hahafahany mitsingoloka amin'izany mba hanalany ny stress sy frustration sy ny ngidin'ny afero amin'ny fiainany.Anisan'izany isika Malagasy hany ka tsy mahay manaja ny fisaonan'ny olona intsony fa sanatria toy ny VAUTOUR, zara aza misy faty hitangoronana hanaovana resaka hanampiana ny fahorian'ilay olona sy handetehana azy.Ohatra amin'izany izao ilay fahafatesan'ny vadin'ilay Pasteur malaza iray Marcello iny izay ahitana taratra ny tena toetran'ny kristiana....more1h 15minPlay
June 07, 2024[HP] KRISTIANA AHO VAO MALAGASY sa MALAGASY AHO VAO KRISTIANA ?Hifandroritana be izany amin'izao vanimpotoana izao eo amin'ireo « EXTRÉMISTES » kristiana sy ireo « TRADITIONALISTES ». Noho izany dia ho resahintsika ato ireto : Ny fiheverana momba an'i Andriamanitra (Malagasy sy ny kristiana) ; Ny razambe sy ny finoana ; ary Ny fanjanahantany sy ny fivavahana kristiana.Ny fomba hitondrana ny laha-dinika dia « phénoménologie » manoloana ny « croyances ».Sary nindramina : https://dacb.org/stories/madagascar/nenilava/...more1h 59minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 193 episodes available.