Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
March 19, 2021NECRONOMICONMbola tohin'ny fandaharana tamin'ny eriny lasa teo, dia mbola ho hitantsika ato @ ity laharana manaraka ity, fa nofinofin'ny Raolombelona mandrakariva ny hanana "Pouvoirs" mifehy izao rehetra izao....more1hPlay
March 12, 2021FAMOSAVIANA MODERNATafitan'ilay Ratsy nampino izao tontolo izao fa tsy misy izy ka afaka niasa miadana tsy misy ahiahy, hany ka tafiditra @ andavanandrom-piainan'ny olona, indrindra indrindra eo @ tanora. Ho resahantsika eto fa tena lasa "phenomene" maneran tany izay betsaka raiamandreny tsy mahalala fa ny zanany tanora milalao devoly @ zao any @ reny sehatry ny Oniversite ireny. Araky ny fanadihadiana nivoaka dia isaky ny faculte iray dia fara fahakeliny dia misy "mpitaiza" ireo tanora zanantsika ireo mihambo fa manampy azy ireo noho ny fahasahiranan'ny ray amandreny niteraka azy reo miantoka fianarany....more1h 11minPlay
March 05, 2021APPRENTI SORCIER (Science vs. Science - Tohiny)Mbola tohin'ny LIVE nataoko tamin'ny heirnandro lasa ihany ny fikirakirana ny siansa hanimbana ny siansa. Ary ao anatin'izany dia miana-kendry raha olombelona mikitika ny tsy fikitika.Anisan'izany ny "GEO INGENERIE"fa miseho te hanentsina ny "Couche d'ozone" simba hono nefa akora simika no ampiasaina hanaovana izany izay tsy maintsy miteraka fiantraikany loza be aloha, vao afaka antenaina hanentsina izany. Ary tsy mbola hay sy fantatra aza na ho mahomby na tsia hoy ny siantifika.Vokany dia lasa misy "Modification géographique" sy "modification biologique".Santionany ihany ireo fa ny tena ambadika dia fitahana indray ny olona fa ho soa iombonana e dia efiana kely aloha izay mety ho vokadratsy monjimaika hoy izy ireo fa mijery ny lavitr'ezaka. Izay no amidiny amin'ny ra olombelona. Fa ny tena fikendrena ambadika dia tsy misy afa tsy ny resaka TOMBOTSOA n'ireo matanjaka hatrany....more1h 17minPlay
February 26, 2021ORDO AD CHAOS (TOHINY) : Science vs. Science"PERVERTIR LA SCIENCE POUR L'APPAT DU GAIN".Ny fikenedren'izy ireo dia mamboly ny IGNORANCE miainga avy @ Science. Mety hogaga ianao mandre izany, fa zay le ORDRE PAR LE CHAOS, ny science indray no lasa fitaovana afahana mamboly IGNORANCE.Izany no antony efa mijoro ny lalam-piofanana eny amin'ny oniversite mandinika io phénomène io izay atao hoe AGNOTOLOGIE....more1h 12minPlay
February 19, 2021ORDO AD CHAOS = INVERSION DES VALEURSMatoa dradradraina ny hoe "Nouvel ORDRE Mondial" dia midika izany fa misy LAMINA HAFA mihitsy tiana apetraka asolo ny efa nisy hatrizay.Koa mba hahafahana hametraka izany lamina vaovao izany tsy maintsy atomboka @ fandravana @ alalan'io ORDO AD CHAOS io (Ordre par le le chaos).Amin'ny fomba ahoana anefa no hametrahana ny ny CHAOS? dia @ alalan'ny INVERSION DES VALEURS na PARADIGME.Horesahantsika rahampitso io paik'ady fametrahana ny INVERSION DES VALEURS io @ lafi piainana rehetra, ka ny TSARA dia vitany nandresy lahatra ny fiaraha monina fa RATSY. Ary ny mamoetra dia vitany nanova izany ho FILAMATRA....more1h 27minPlay
February 12, 2021RESAKA "CASTE" LE RAHAHiverenantsika kely indray ny resaka "Pedophilie" indrindra indrindra mahakasika ny Pédo Satanique. Hatrizay ka hatramin'izao rehefa tratra ireo pédophile ireo dia ireo mpanera irakiraka foana no aseho eo anoloana fa niafina foana reo tena be hatoka tao ambadika....more1h 11minPlay
February 05, 2021FAMPIFANGAROANA NY FIVAVAHANA SY NY OCCULTISME, SPIRITISME, ESOTERISMEInoako fa efa efa nandalo ny masonao ilay horonan-tsary malza Da Vinci Code sy ilay ankafizin'ny tanora maro maneran-tany HARRY POTTER.!!!!!!Dia samy finaritra ery isika mianakavy nijery an'ireny kanefa vitsy an'isa no nahalala fa ireny no atao hoe "outils de propagande" nanomana ny "terrain" mialoha hahatonga ny olona hisokatra bebe kokoa ho @ OCCULTISME sy SPIRITISME ary ESOTERISME.Nisy mpikaroka namoaka fanadihadiana fa taorian'iny horonan-tsary iny dia maro izay tsy izy ireo tanora nirotsaka ho @ io tontolo io.Tsy mahagaga raha mahita an'irony Groupes maro samihafa ato Facebook irony izay taloha niezaka mafy niafina izy ireo fa izao tena mirentirenty mihitsy ar mahavita manao doka barotra aza ka tanora maro no roboka ao anatiny fa te hanana POUVOIRS zao daholo.Ny zava misy koa dia ity, betsaka ny milaza azy ho mpitondra fivavahana fa tena mampiasa ireo zavatra telo lafy ireo ka aseho sy amidy @ alalan'ny Baiboly sy anjely ary vavaka aloha eo ampiandohana fa rehefa tena lasa "initiés" miroso ho @ RITES ESOTERIQUES, OCCULTISTE ary SPIRITISME tanteraka....more1h 30minPlay
January 29, 2021FAHALOVANA EO ANIVON'NY FIANGONANATongotra vakivaky izy sady maharary no mahamenatra, kanefa na izany na tsy izany, tsy maintsy horesahina satria tafiditry ny "Virus" n'iretsy olon-dratsy izay tsy mianina intsony manao ny ataony. Efa noresahintsika hatrizay teto fa tena manafika mihitsy eo @ sehatry ny fivavahana mihitsy aza.Hialako tsiny mialoha @ izay mety ho sahirana @ izay zavatra horesahiko satria horesahana @ zany ny tranga PEDOPHILIE eo anivon'ny Fiangonana, ny fanararaotana ara nofo ataon'ireo mpitarika, ny famitahana ny mpivavaka hahazoana ny volany, ampiasiana daholo izao karazana anarana hafahafa izao hamitahana ny olona toy ity rangahy eto ambany ity milaza azy ho "Général de Dieu" sns.......more1h 26minPlay
January 22, 2021DATAISME-DIEU GOOGLEMbola mitohy hatrany ny "Esprit de Babel" misolo ho "la Tour de Google"....more1h 25minPlay
January 15, 2021SERVICES CLUBS (Rotary Club, lion's club , B'nai B'rit, etc.)Nisy fangatahana nataon'iray aminareo mpanaraka ny pejy ny hizarana ny mikasika ireo SERVICES CLUBS. (...) Rehefa nandeha ny fikarohana sy ny fifanakalozan kevitra dia nahaliana ahy satria nahatonga ahy tonga @ "Découvertes" zavatra hafa mihitsy. Koa ilay resaka SERVICES CLUBS no teboka fiaingana fotsiny fa ny tena nahavariana ny nahitana ny atao hoe "Système d'antichambre" izay ho hazavaiko amintsika eto....more1h 16minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.