Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
July 18, 2021Afaka mitoetra ao anatintsika ny herin'ny Fanahy Masina« Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany. » (Asan'ny Apostoly 1:8)Afaka mitoetra ao anatintsika ny herin'ny Fanahy Masina. Ahoana no tokony hatao mba hampitoetra ny herin'ny Fanahy Masina ao anatintsika?...more1h 0minPlay
July 18, 2021Nahoana isika no mila ny Fanahy Masina ?« Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany. » (Asan'ny Apostoly 1:8)Avy aiza ny herin'ny Fanahy Masina? Inona no asany? Nahoana isika no mila ny herin'ny Fanahy Masina?...more1h 0minPlay
July 18, 2021Solika fitaiza« Fa ny adala nandray ny fanalany*, nefa tsy nitondra solika fitaiza;[*Na: fanilony] » (Matio 25:3)Ny herin'ny Fanahy Masina no solika fitaiza hitomboantsika ara-panahy. Inona no atao hoe solika fitaiza? Ahoana no hahazoana io solika fitaiza io sy hanolokoloina azy?...more16minPlay
July 18, 2021Fa an'ny toa azy ny Fanjakan'Andriamanitra« Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely ity, dia izy no ho lehibe indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra. » (Matio 18:4)Nahoana Jesosy Kristy no nilaza izany fanoharana izany? Inona no toetry ny zaza tokony hananantsika mba handivantsika ny Fanjakan'Andriamanitra?...more27minPlay
July 18, 2021Ny herin'ny Fanahy Masina: lakilen'ny tsi-fahafatesana feno voninahitraNy herin'ny Fanahy Masina no lakilen'ny tsi-fahafatesana feno voninahitra.Inona no herin'ny Fanahy Masina?Ahoana no handovana fiainana mandrakizay?Iza kosa no handova fahafatesana?Inona no anjara omen'i Kristy izay maharesy?...more2h 0minPlay
July 18, 2021Ny tranoko atao hoe trano fivavahanaIsika no tempolin'Andriamanitra, ary raha tempolin'Andriamanitra dia tokony hatao trano fivavahana. Inona no atao hoe 'mivavaka'? Ahoana no hahatonga antsika ho tempoly masina sy marina ankasitrahan'Andriamanitra? ...more26minPlay
July 18, 2021Azo tanterahina ankehitriny ny famoronana antsika ara-panahy« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)« Fa avy ny andro*, sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany. [*Gr. ora] » (Jaona 4:23)Tsy maintsy ateraky ny Fanahy isika raha maniry mafy ny hivavaka marina amin'Andriamanitra sy ho tonga zanak'Andriamanitra, mpiray lova amin'i Kristy. Azo tanterahina ankehitriny ny famoronana antsika ara-panahy. Ahoana nefa? Azonao fantarina anio ny momba izany....more1h 59minPlay
July 18, 2021Aiza no ho tonga ilay Fanjakan'Andriamanitra?Ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna dia tsy nahalala an'i Jesosy Kristy rehefa tonga Izy. Ny olona niaina tamin'ny andron'i Kristy dia nihevitra fa Jesosy Kristy dia tonga handrava ny fanjakana Romana tamin'ny fotoan'androny ka hanorina fanjakana hisolo izany. Maro koa no mihevitra fa ao am-pon'ny olona ny fanjakan'Andriamanitra, ary izany foto-pisainana izany dia vokatry ny tsi-fahazoana tsara ny hevitry ny Soratra Masina.Jesosy dia nanmpianatra antsika hivavaka isanandro mba ho tonga ny fanjakan'Andriamanitra ary mba hatao ny sitrapon'Andriamanitra. Aiza tokoa no hisy ilay fanjakan'Andriamanitra ho avy? Azonao fantarina anio ny momba izany....more33minPlay
July 18, 2021Fitomboana ara-panahyNohariana araka ny nofo isika, nefa Andriamanitra dia naniraka ny Zanany lahitokana mba hanao fanavotana ho an'ny fanahitsika. Rehefa natao batisa isika dia mandray ny voan'Andriamanitra ary eo no manomboka ny fanorotoroana ara-panahy. Ilaina ny fitomboana ara-panahy mba hahatonga antsika ho zanak'Andriamanitra. Ahoana àry izany fitomboana ara-panahy izany? Inona no fomba hahatongavana amin'izany?...more1h 51minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.